Tonga soa eto amin'ny blaogy.com. Eto no toerana hahafahanao manamboatra blaogy ho anao. Raha toa ka mila fanampiana momba ny fanamboarana ny blaogy eto ianao dia Jereo eto.

Lahatsoratra farany RSS

 

Janoary krizy

Angamba tsy eto Italia ihany no krizy amin'izao fotoana izao... fa ny eto kosa dia efa tsy rariny mihisy. Taorian'ny nanesorana an'i...

 
 

"Pti dej" -ko

Nem akondro sy smarties manitra vanila :  - tetehana boribory ny akondro + siramamy (raha tiana) ary endasina anaty...

 
 

Feeeel it!!!

Posted in fialam-boly

reveko be  Tsy haiko mintsy hoe in ary no manaitra anah @ ity sipa ity ee  ...

 
 

Politika Makaleo

Posted in Mamy ny Soa

Manoloana ny zava-niseho tamin'ny Asabotsy 21 janoary 2012 lasa teo dia tsy hay ny hangina, anisan'ny nanaraka akaiky sy...

 
 

B...

B & B... ohatrany tsy azoko mihitsy hoe maninona moa ny olona sasany tsy mahay manavaka zavatra hygiénique afatsy am'ny...

 
 

Lahatsary 21 janoary 2012 maraina [Nampiana]

Posted in MAHARESAKA...VETO

Dia tsy tafody indray izany i Dada, na izany aza dia misy sary omena anareo teo am-piandrasana izany... ...

 
rob1

Tonga soa rob1!

Posted in Blaogin'i rob1

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

 
 

Lahatsoratra N1 / 2012

Mbola tsy tara raha izao vao miarahaba eto amin'ny blaogy antsika rehetra nahatratra ny taona e ? Tratra ny taona eee ! Mirary ny soa...

 
 

Nifindra

Nifindra url ny blaogy: http://mirindra.webnode.it/

 
ainims84

Tonga soa ainims84!

Posted in Blaogin'i ainims84

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...